|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fohy fijery |
| Singan-teny | 2fohy, 3fijery |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny voamasony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky.
[1.10#F622] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6myope.
[1.3] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 8fohy maso |
| Teny iditra (2/2) | 9 fohy fijery |
| Singan-teny | 10fohy, 11fijery |
| Sokajin-teny | 12 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
13tsy mahatsinjo mialoha ny zavatra mety ho vokatry ny atao.
[1.10#F622] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|